Entrée | 1 am-bava tsy ratsy |
Mots élémentaires | 2 am-bava, 3 ratsy |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 enti-milaza ny teny ifanaovana izay tsara sy mamy nefa tsy araka ny fo fa saronana fihatsarambelatsihy fotsiny [1.1] |
Explications en français |
6 Il n' est pas méchant en paroles. Se disait de ceux qui cachent leur jeu sous de bonnes paroles. [2.415#4718] |
Synonymes | 7 vava tsy ratsy |
Anagrammes | 8 am-bava tsy ratsy, 9 tsiambaravatsy |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |